servlet [wiki ifg]

Servlet

Ny Servlet koa dia programa Java voafono anaty takelaka web, fa ny mahasamihafa azy kosa amin’ny applet dia tsy mifindra izy fa tonga dia miasa anaty lohamiliny.Ny vokatr’ilay programa java ihany no mandeha mankany amin’ilay mpiantso.

Ny mahatsara azy moa izany dia noho izy hoe vokatra ihany no mandeha dia kely no habean’ny bande ampiasainy, koa tsy dia miasa mafy ilay milina mpiantso. Noho ny code mijanona anaty lohamilina dia tsy afaka manao reengineering ohatra ny amin’ny applets ireo mpijoko.

Ny olana kely amin’ny fotsiny dia mila lohamilina mantajaka tsara satria raha maromaro ny olona miaraka miantso azy dia mety hilona ihany ilay milina.Indraindray koa manahirakirana ihany ny manao test aminy

Rohy samihafa

Nandray anjara

 

servlet.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43