: Afohezintsika fotsiny hoe Base de donnees izy fa azonareo ny tiana tenenina.
Systeme de Gestion de Base de Donnees na Database Management System dia fitantanana ny Base de Donnees. Ny atao hoe base de donnees moa dia vondrona donnees maromaro atambatra amin’ny toerana iray mba hahamora ny mety ho ampiasaina sy ny fitantanana azy.
Misy karazany maro ny Base de Donnees 1) :
Hafohezina matetika amin’ny SGBDR na RDBMS. Ny base de donnees relationnelle dia fitahirizana ny donnees amin’ny alalan’ny table. Noho izany dia manamora ny fomba fisarihana ny donnees ary ihany koa manamora ny fampifandraisana amin’ireo donnees izay any anaty table hafa. Ny base de donnees relationnelle iray izany dia mety hahitana table maromaro.
Ity SGBDR na RDBMS no anisan’ny tena malaza indrindra sady be mampiasa indrindra.
Ireo SGBDR (RDBMS) tena fampiasa matetika
...(Hitohy na azo tohizana ihany koa , antsika rehetra ito
)
...
Rindrankajy fanaovana design: