Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/a/a22a89def48034c1aa3e9abb669b70bd.xhtml failed

Inona no atao hoe SOA

SOA na ihany koa hoe Service Oriented Architecture dia firafitra iray fanambarana application amin’ny alalan’ny Service. Ny Service iray dia azo lazaina vondron’asa iray mahaleo tena. Ny fampiresahana ny Service dia manaraka fepetra hiraisana mba hahafahan’izy ireo miara-miasa tsy miankina amin’izay nanamboarana azy.

Anisan’ny ohatra nalaza tamin’izy ity taloha izao dia ny DCOM sy ny ORB manaraka ny fepetra CORBA fa amin’izao fotoana izao matetika ny tena hahitana azy koa dia ny Web Services izay mampiasa XML eo amin’ny fifanakalozana.


Category Architecture

 

soa.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43