SQL Server dia base de donnees relationnelle an’i Microsoft. Anisan’ireo base de donnees goavana sy matanjaka izy ity. Mahafeno ny fepetra takian’ny orinasa mampiasa azy toy ny Business Intelligence (OLAP, DTS, Data Warehouse, Data Mining), ny fahazakana XML sy ny fitantanana sy ny fikirakirana azy amin’ny ankapobeny (Recherche, Securite, Replication, Haute disponibilite, Scalabilite).
MSDE (Microsoft SQL Server 2000 Desktop Engine) kosa dia SQL Server 2000 ihany fa version gratuite. Amin’ny maha maimaim-poana azy dia somary misy zavatra tsy feno mazava ho azy. Ohatra :
SQL Server Express 2005 : Ity kosa indray ny maimaim-poana ho an’ny version 2005. Ny fametrahana azy dia faran’izay tsotra kely mihitsy. Mila ny framework .Net 2.0. Misy SQLCMD fikirakirana azy amin’ny alalan’ny baiko.
Matetika ny anarana entin’ny version SQL Server dia anarana parc national foana. Yukon izao dia parc national manasaraka ny Alaska sy Canada.
Ireo zava-baovao hita ao amin’ny Yukon
using System; using System.Data; using System.Data.Sql; using System.Data.SqlTypes; using Microsoft.SqlServer.Server; public partial class StoredProcedures { [[Microsoft.SqlServer.Server.SqlProcedure]] public static void ArahabaRyTany() { SqlContext.Pipe.Send("IFG Procedure Stockee DotNet"); } }
Rehefa hanandrana azy ianao dia atsoinao avy ao anaty Microsoft SQL Server Management Studio toy izao ny tsipelina:
exec dbo.ArahabaRyTany
SQL Server
MSDE
Mazava ho azy moa izany fa izay fitaovana lazaina eto dia mandeha amin’ny version feno SQL Server ihany koa.