Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/9/93e7f1d835f4ed690b02676ac46432ed.xhtml failed

SSO - Single Sign On

Ny atao hoe SSO dia tsy inona akory fa ny fahafahana manao authentification anankiray ihany ho an’ny application maromaro. Izay no maha Single azy.

Betsaka ny tombony azo amin’izany , anisan’ny izany ny manamora ny fitantanana ny lisitry ny mpampiasa ireo application (utilisateur).

 

sso.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43