Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/1/163972c1ec0d8adc99c82a5a2256eea0.xhtml failed

Daty : 17/05/05 Mpanoratra : Tambanivohitra.com

Fampielezan-kevitra kely, sady torohevitra ihany koa ho e, sady vao manomboka koa ny weekend, no bobaka be ny letchis, de manala azy kely eto.

Ny formatisiana hatrizay moa raha resaka soratra praograma dia ireo Pascaliens sy C-iens(compile ) hatrizay, ary ny Basic (raha interprete : ankafizin?i Bill tokoa io, ary tsy amelany mihitsy angamba, na amin’ny 2050 aza Exclamation )

Ny fironana amin’ny tetika sady misy “compilation” no misy koa “interpretation” moa izao no malaza, ary indrindra ny fahaizan?ireo langage vaovao ireo azo ampiasaina amin’ny famoronana manaraka fotokevitra “objet”.

Koa ny ahy moa dia tsa hiala amin’ny JAVA mihitsy koah !

Koa izao ry anaka :

1- Raha hanomboka ianao dia ilay antsoina hoe J2SDK

(tsy maninona na avy hatrany dia eo amin’ny dika 1.4.x no atomboka) ihany aloha alaina dia apetraho amin’ny solontsaina avy hatrany (na WIN$, na Linux na Mac io : tsy olana amintsika izany OS izany, i SUN sy Krosoft aza efa nihavana koh !). Dia manaova toa an?i itoss aloha (Penser en Java : Bruce Eckel = > efa vita teny ??faran’ny tsy hay” izy io izao), saingy vao Chap 01 de efa manorata avy hatrany dia andramo ny “Hello world” mahazatra raha vao manomboka. Aza mbola maka J2EE izany fa gravy be, sao mora kivy ambony ihany (aoriana kely io). Ny tanjona eo zany dia :

  • famoronana “Appli autonome” amin’ny Java aloha
  • mampiasa ireo “outil” maro be atolotry SUN maimaimpoana ho anao,
  • fianarana sy fampiharana koa “modelisation objet” tsy hadino mihitsy an, : teknika CRC anombohana (Classe - Responsabilite - Collaboration) tsotra be izay atoron?i Bruce Eckel arahina fa na dia tsy formatisianina aza dia ho babo avy hatrany Clin d?oeil izay vao mandalina UML... marina anie izany e .

Tontosa izay tanjona izay dia ho tsapanao fa miova tanteraka ny fomba fisainanao, dia tadidio anefa fa voan’ny ody fitian’ny Java enao de eo no raisina.

2- Izay vao maka indray ny J2EE.

Raha ny marina dia extension-ny J2SDK izy io ary efa miditra amin’ny sehatra famoronana “Appli distribuee basee amin’ny client/serveur” ny tena zava-dehibe. Sehatra goavam-be, sady “enjeu” goavam-be koa atsy ho atsy ka izay no tsy maintsy aloha hifehezana tsara iry voalohany vao mijabaka ato. Ilay code vitanao tary aloha mantsy, dia mila fanovana kely dia azo entina avy hatrany ato (io ilay reutilisation e), raha tiana hitatra mivelatra ny fiasany. Saingy ny zavatra hapetraka manodidina azy no tsy maintsy arafitra tsara aminy ; ary izay no nilazako tary aloha hoe : fotokevim-pamoronana miandalan-tohatra no tsara ananana koa aloha (construction en couche).

Ohatra hanampy anao amin’izany, dia efa misy mamorona sahady izany IoC (Inversion of Control). Samy manana ny fandikany io aloha ny rehetra izao, fa ho ahy manokana aloha, raha raisina ankapobeny ny fandrafetana miandalan-tohatra dia izao : raha misy zavatra avoakanao amin’ny tohatra iray dia tokony miditra amin’ny tohatra manaraka azy na mialoha azy (et vice versa) ; dia izay no mifampiapita hatrany (integration verticale). De eto indrindra isika izany izao ! ! ! kely dia kely no hita, nefa toa mbola bobaka be ny tsy maintsy jerena , raha te-hifehy marina an’ny J2EE

Ny finoako aloha raha izaho manokana (za aloha tsy hikozy hoe : minoa fotsiny ihany, fa aleo ny safidin’ny tsirairay no hijery sy handidy e. Izay tary mahafehy tanteraka ny J2EE dia ho afaka manao izay tiany rehetra amin’ny sehatra ny formatika mivelatra sy misandrahaka na aiza na aiza e ...

Koa dia anao ary anaka no misafidy.

JP

Jereo ny Forum raha haneho hevitra

 

torohevitrasytoromarikamombaanijava.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43