Azo lazaina hoe Souris hono ny Totozy arak’izany anarany izany. Lasa voambolana malagasy ofisialy ny hoe totozy. :)
Raha ny fahazoako azy tsy hoe ilay Totozy biby akory fa ny endrik’ilay fitaovana no mahatonga azy atao hoe Totozy. Toy ny hoe Mouse/Souris