Ireto hitsy ireto dia mihatra amin’ny Windows, sy ny ankabeazan’ireo rindrankajy mandeha aminy. Matetika mampiasa ireo touches de combinaison sy touches de fonction (Jereo ireo touches ambony klavie)
Win + E : Windows Explorer
Win + F : Mikaroka fichier
Win + R : Mandefa baiko (Demarrer > Executer)
Win + M: Mampiseho ny birao, manakely ny fenetre rehetra ho ery amin’ny barre de taches. Mety koa ny Win + D
Win + Shift + M: Manangeza ny fenetre rehetra
Win + U: Mandefa kirakira windows (Utilitaires)
Win + Pause: System properties
Win + L: Manidy session
Ctrl + Esc: Menu demarrer
Shift + F10: Menu contextuel
Alt + Tab: Mifindrafindra amin’ireo fenetres misokatra
Alt + F4: Manidy fenetre; Ctrl + W manidy fenetre zanany