Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/7/74bb87679c399ad70374e56f988005bd.xhtml failed

UMTS

Alavaina amin’ny hoe Universal Mobile Telecommunications System dia teknolojia ho an’ny telefona finday antsoina ihany koa hoe 3G (3eme generation) ary mandimby ny norme GSM. Mampiasa bande de frequence mivelatra kokoa izy ary ny tosaka dia manomboka amin’ny 384 kbits/s ary hatramin’ny 2 mbits/s, raha toa ka 14kbits/s fotsiny izy amin’ny GSM izay marihina fa tsy afaka mampita afa-tsy ny feo.

 

umts.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43