Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/5/594541586f3dfdecfd4037205cb9c82c.xhtml failed

UNIX

OS noforonina tany @ taona 60 mba ho afaka mandefa asa maro miaraka (multitasking) sady afaka mitantana mpampiasa maro (multi-users). Natanjaka tamin’ny fotoan’androny izy io, ka samy nanamboatra ny Unix-ny avy miaraka amin’ny solosaina amboariny ny orinasa mpanao solosaina rehetra. Maro dia maro ary ny karazany nipoitra, samihafa daholo, hany ka nisy fifanarahana nametraka standard ho an’ireo OS Unix rehetra, dia ny standard Posix.

Singa telo no mamorona ny OS Unix: ny Kernel, ireo programa utilities, ary ireo configuration files.

Maro dia maro ny karazana Unix, azo kilasiana toy izao:

- Ireo BSD: FreeBSD, NetBSD, OpenBSD, Darwin, MacOSX
- Ireo SystemV: Unix SCO, AIX, HP-UX, IRIX, ...
- Ireo BSD sady SystemV: Linux, Solaris

Amin’ireo OS UNIX rehetra ireo izany dia misy itovizany betsaka ny fampiasana azy, toy ireo

Jereo koa:

 

unix.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43