Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/5/5153e3e077a2665b7b1c9f9c4b8509f9.xhtml failed

Ny USB (Universal Serial Bus) dia Bus ahafahana mampifandray ny solosaina amin’ny peripherique ivelany. Ny tombony dia afaka anaovana hot plug (branchement a chaud) izany hoe tsy mila vonoina ny solosaina vao afaka hametraka periph USB. Izy koa dia afaka manome angovo elektrika ho an’ireo peripherique mipetraka aminy.

Ny USB 1.1 dia mahazaka tosaka hatramin’ny 12 Mbits/s
Ny USB 2.0 kosa dia mahazaka hatramin’ny 480 Mbits/s

 

usb.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43