Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/1/13e8b1def1afe4e1d5d11ade39d9d225.xhtml failed

Visual Basic

Visual Basic moa ny fitenenana iray fampiasa amin’ny laminasa informatika. Maro karazana izy io ao ny VB Script, VBA,VB ary ny VB.NET.

Ny VBScript moa dia matetika amin’ny fanamboarana tranonkala no tena fampiasana azy, miaraka amin’ny ASP.

Ny VBA kosa dia miaraka amin’ny fitaovana MS Office.

Ny VB sy VB.NET moa dia fanamboarana fitaovana informatika mahaleotena sy arifomba.

Efa nitsahatra ny fanohanan’i Microsoft ny Visual Basic 6 ka mamporisika izy ny hivadihana amin’ny VB.NET, mety hisy olana mantsy ny fandefasana ireo rindrankajy vita amin’izany amin’ny version ny Windows izay ho avy manaraka.

Fitaovana manamora sy manafaingana ny asa ho an'ny Visual Basic 6

  • MZTools : http://www.mztools.com/ add-in misy ireo zavatra fampiasa matetika, generateur getter/setter, procedure, fonction, doc, statistique sy ny sisa.

Fianarana VB amin'ny ohatra

  • VB ohatra : Jereo eto ny fiezahana hianatra Visual Basic amin’ny alalan’ny ohatra.

Rohy samihafa

 

visualbasic.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43