Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/a/a69ccf8da4a650af5de890576f5c427a.xhtml failed

Ny tanjona

Ny tanjona amin’ity fianarana Visual Basic ity dia mba ahafahana mamorona Application Windows kely iray izay afaka mitahiry Donnees dia avy eo mifandray amin’ny Webservice mba ahafahana manampy donnees amin’io Webservice io.

Ny zavatra hitako mora indrindra dia manaraka ity rohy eto ambany ity izay ahitana lesona araka ohatra toa ny vinavina izay kasaina hatao eto http://msdn.microsoft.com/vstudio/express/vb/learning/

Ny tetikasa

Ny tetikasa heverina hatao dia toa izao dia Application Windows Form izay ahafahana mifandray amin’ny boatin-kafatra ao amin’ny namana.serasera.org (mitovitovy amin’ny thunderbird na outlook express)

  • Rehefa manokatra an’ilay Application ny mpampiasa azy dia mampiditra ny solonanarana sy tenimiafina
  • Maka ny hafatra (na ny lohateny fotsiny) any amin’ny webservices serasera sy mampiditra azy amin’ny base de donnees locale
  • Afaka mamaky sy mamafa ary mandefa hafatra

Ny fizotrany

 

visualbasicohatra.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43