Raha ny resaka fandikana ny teny Malagasy dia efa misy ny sehatra hahafahanao mitsara tsipelina, mijery ireo karazana voambolana fampiasa. Fa ny ataontsika ato dia manavaza fotsiny ireto teny fampiasa eo amin’ny sehatry ny informatika mba tsy hanaovana asa anankiroa.
Mety misy voambolana eritreretina any mety handikana teny na andian-teny fampiasa amin’ny informatika, kanefa mampisalasala ny mampety azy na tsia. Aleo angamba atao ato amin’ity angona ity: Voambolana Sosokevitra