Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/6/696fb8d94028dac9aec2c7434c6fdb07.xhtml failed

Ny votoatin’ity takelaka ity dia momba ny fomba hanamboarana takelaka wml amin’ny alalan’ny LAMP (Lynux/Apache/Mysql/Php).

Header

Ny wml dia mampiasa lohapejy manokana fa tsy tahaka ny html na php (izay mamoaka text/html). Ny content-type ilaina dia text/vnd.wap.wml

Fomba anakiray hanamboarana loha-pejy php izay azon’ny wap vakiana izany ny toa izao.

<?php
$browser = explode ('/', $HTTP_USER_AGENT);

if($browser[[0]]=="Opera"^$browser[[0]]=="Mozilla"^
        $browser[[0]]=="Go!Zilla"^$browser[[0]]=="Netscape"^$browser[[0]]=="MSIE"){
	header ('Location: http://domain.com/nowapversion.html');
}
header("Content-type: text/vnd.wap.wml");
?>

<wml>
<card id="index" title="fandraisana">
<p>
Arahaba
</p>
</card>
</wml>

Ny tena lohapejy eo dia ilay header(”Content-type: text/vnd.wap.wml”); fa ny eo amboniny dia mba tsy ahafahan’ny browsers hafa mijery azy, ary ny eo ambaniny dia ny votoatin’ilay takelaka.

Azonao tehirizina ho index.php io takelaka io dia apetraka amin’ny toerana izay afaka mandrehitra php. Rehefa avy eo dia antsoina amin’ny telefaonina finday.

Ho hitanao fa hitranga hoe

Arahaba

 

wapphp.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43