Wifi : Fanafohezana ny hoe Wireless Fidelity izany hoe mikasika ny reseau sans fil ary ankehitriny aza dia lasa mifangaro ka raha vao miteny hoe Wifi dia miresaka ny reseau manaraka ny norme 802.11
Misy karazany Mode anakiroa ny WiFi, dia ireto avy izany :
Misy Point d’acces anakiray, dia izy io no mizara ny reseau amin’ny solosaina rehetra, ary mahazaka hatramin’ny 100 isa. misy sokajy roa izy io BSS (Basic Service Set) sy ESS (Extended Service Set)
Ny Ad-hoc kosa dia Point a Point (peer to peer no tena ahafantarantsika azy), izany hoe sady point d’acces izany no mpanjifa ilay solosaina.