Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/4/4bfb5557eb59f0d53f89847bbcb3036c.xhtml failed

Wine

Indraindray dia misy API Windows antsoina hoe Wine (Wine is not an emulator) hahafahana manao izany. Afaka hanodinana praograma amin’ny Linux, FreeBSD ary Solaris izy.

Ary tsy mila Windows izy fa afaka mandeha irery ary ireo dllWine.

Ny Wine dia Projet Open Source fa misy ihany koa ny produit commercial notaritina taminy.

Ireo karazany

Omena eto ambany ny mombamomba ireo karazany :

Ity no niaingany. Afaka hanodinana application maro fa ndraindray mandeha ndraindray misy somary misy olana kely eny ampovoana eny. Mila mitsapatsapa eo.

Ity ilay produit commercial hahafahana manodina application maro sady manome support ry zareo , Ohatra : Microsoft Office , Macromedia MX , Adobe Photoshop . Afaka hametrahana zavatra hafa koa fa ny support omen-dry zareo fotsiny no tsy misy raha tsy ao anaty lisitra nomeny.

Commercial koa izy ity .Izy ity indray dia natao hanodinana ireo “jeux” isan-karazany mampiasa technologie OpenGL , Direct3D sy DirectX sy ny sisa. Ohatra WarCraft ,Diablo ... .Rehefa resaka jeux izany dia aleo mitsapatsapa ato.

Fametrahana azy

“fake windows”C:

http://frankscorner.org/

Ohatra hoe raha mampiasa installer misy installshield ianao (izay maro tokoa) dia mila mametraka dcom

Torohevitra

“fake windows”“fonts”

Dia mazotoa e .

Jereo koa

Nandray anjara

 

wine.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43