Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/b/b1d2642e0dd7ec18446c2294ab6c2e95.xhtml failed

Serial number an'ny Windows

Raha sendra ka tsy tadidinao ny serial number (ilay cd key) an’ny windows-nao, dia misy rindrankajy kely ity ahafahana mijery azy: Keyfinder

Raha tiana hovaina kosa dia ity misy rohy manazava ny fanaovana azy: Jereo eto. Marihina fa mikitika base de registre izy io, ka mila fitandremana.

Jereo koa:

 

winserial.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43