Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/6/697b86ae9e5d0a5f25ce0f7e6e1a02f8.xhtml failed

Wiping

Wiping amin’ny resaka famafana fichier no horesahana eto. Rehefa mamafa fichier amin’ny disque dur anankiray dia tsy tonga dia voafafa avy hatrany izy ireny fa ny anarany fotsiny no tsy hita ao anaty index hahafahana mijery azy intsony fa ny donnees rehetra mbola ao daholo. Betsaka ny outil hahafanana mi-recuperer ny donnees toy ireo na dia efa voafafa azy.

Sahala amin’ny hoe misy trano anankiray tiana esorina , dia ny takelaka misy ny adiresin’ny trano fotsiny no nofafaina fa ilay trano mbola mijoro be eo.

Raha tena hitady ny securite lafatra izany raha hoe sendra misy mijoroka dia ny cryptage ny donnees na ny systeme de fichier iray manontolo mihitsy no mety ho fomba mahomby. Ohatra hoe mampiasa PGP

Fitaovana famafana tanteraka

Tandremo fa rehefa voafafa amin’ireto outil manaraka ireto dia tsy misy fomba intsony hamerenana azy. Ka mila mitandrina tsara izany alohan’ny hampiasa azy.

 

wiping.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43